Domena DNS-SD saraham-paingo izay tokony ho hita ao amin'ny "network:///". "merged", "separate" ary "disabled" no sanda mety ampiasaina. Ny vondron-tsolosaina mifandray na domenan'ny Windows misy ilay mpampiasa. Mety mila mivoaka ary miverina miditra indray ilay mpampiasa mba ahafahan'ny vondrona vaovao iray miasa tanteraka. URL manome sandan-kirakira-na proxy. Ny irik'ilay milina voafaritry ny "/system/proxy/socks_host" hampiasaina amin'ny proxy. Ny anaran'ilay milina hampiasana proxy socks. Ny irik'ilay milina voafaritry ny "/system/proxy/ftp_host" hampiasaina amin'ny proxy. Ny anaran'ilay milina hampiasana proxy FTP. Ny irik'ilay milina voafaritry ny "/system/proxy/secure_host" hampiasaina amin'ny proxy. Ny anaran'ilay milina hampiasana proxy HTTP azo antoka. Safidio ny fomba hikirakirana ny proxy. Ireto ireo sanda raisina an-tànana: "none", "manual", "auto". Ity famaha ity dia misy ireo mpampiantrano ifandraisana mivantana fa tsy amin'ny alalan'ny proxy (raha toa ka mandeha). Mety ho anaram-pampiantrano, domena (mampiasa marika manokana toy ny *.foo.com), adiresim-pampiantrano IP (IPv4 sy IPv6) ary adiresin-drezo misy sarona (zavatra tahaka ny 192.168.0.0/24) ilay sanda. Ny teny fanalahidy omena hamarinina rehefa manao proxy HTTP. Anaram-pampiasa omena hamarinina rehefa manao proxy HTTP. Raha toa ka marina, dia mila fanamarinana ny fifandraisana amin'ilay mpizara proxy. Ny "/system/http_proxy/authentication_user" sy ny "/system/http_proxy/authentication_password" no mamaritra ny amboara anaran'ny mpampiasa/teny fanalahidy. Ny irik'ilay milina voafaritry ny "/system/http_proxy/host" hampiasaina amin'ny proxy. Ny anaran'ilay milina hampiasana proxy HTTP. Mandefa ny kirakiran'ny proxy rehefa mampiasa HTTP amin'ny Internet. Hitsin-dàlan'ny fafana hanehoana ny anjan'ny tolotra. Raha tokony hampiasa endri-tsoratra safidy amin'ny rindranasa gtk+. Anaran'endri-tsoratra tokan'indra ampiasaina amin'ny toerana toy ny terminal. Anaran'ny fomba fanoratana Status Stylle GTK+ ampiasain'ny gtk+. Ny anaran'ny fomba fanoratana GTK+ Preedit Style ampiasain'ny gtk+. Anaran'ny endri-tsoratra lasitra ampiasain'ny gtk+. Anarana fototry ny endrika lasitra ampiasain'ny gtk+. Anarana fototry ny endrika lasitra ampiasain'ny gtk+. ny endriky ny kisary ampiasaina amin'ny tontonana, nautilus, sns. Raha tokony haseho ny sary mihetsika. Fanamarihana: mahaova zavatra maro toy ny fiasan'ny mpandrindra fikandrana, tontonana, sns io famaha io. Loko havanana na ambany rehefa manao ny lafy misompirana, tsy mety atao loko tokana. Loko havia na havanana rehefa manao ny lafy misompirana, na ny loko tokana. Rakitra ho ampiasaina amin'ny sary afara Ataovy marina raha hanajanona ny rindranasa mpanao sary madinika rehetra; tsy miankina amin'ny fandefasana/fanajanona azy manokana any. Raha alefa na tsia ny fangejana ny fafana. Raha azo ahemotra ny fisehon'ny efijerin'ny fiatoana fanoratana. Ny faharetan'ny fiatoan'ny fanoratana (minitra). Ny faharetan'ny fanoratana (minitra) alohan'ny iantombohan'ny fiatoana. Raha tokony hampaneno feo amin'ny zava-mitranga (mpampiasa). Alefaso eny am-piantombohana ny mpizara feo. Raha atao marina, dia hotadidian'ny GNOME ny toetran'ny jirokelin'ny Verr Num antenantenan'ny session. "on", "off", ary "custom" no sanda mety ampiasaina. ny haben'ny kitondro lazain'ny cursor_theme. Anaran'ny endriky ny kitondro. Tsy miasa afa-tsy amin'ny Xserver mandray an-tànana Xcursor, toy ny XFree86 4.3 na mahery. Ny anaran'ny endri-tsoratr'ilay kitondro. Raha foanana io, dia ny endri-tsoratra lasitra no ampiasaina. Ny fanombohan'ny mpizara X ihany no andefasana io sanda io; noho izany, tsy hiantraika amin'ilay session izy io raha tsy miditra amin'ny manaraka indray ianao. Ny dingana (pixel) tsy maintsy vitan'ny kitondro alohan'ny andefasana ny fanafainganana ny hetsiky ny totozy. -1 no sanda lasitry ny rafitra. Mpampitombo ny hafaingananan'ny hetsiky ny totozy. -1 no sanda lasitry ny rafitra. Kitika tokana no manokatra kisary Manakana ny fanovana ireo kirakiran'ny fanontana. Izany, ohatra, dia hanafoana ny fahafahan'ny mpampiasa manokatra ny takila "Fikirakirana ny fanontana" amin'ny rindranasa rehetra. Manakana ny fanontana. Izany, ohatra, dia hanafoana ny fahafahan'ny mpampiasa manokatra ny takila "Atontay" amin'ny rindranasa rehetra. Manakana ny fandraiketana rakitra amin'ny kapila. Izany, ohatra, dia hanafoana ny fahafahan'ny mpampiasa manokatra ny takila "Raiketo toy izao" amin'ny rindranasa rehetra. Manakana ny fampiasana ny terminal na fampidirana lazam-baiko hotanterahina. Izany, ohatra, dia hanafoana ny fahafahan'ny mpampiasa manokatra ny takila "Handefa rindranasa". Ny endrika ampiasaina hanehoana kisarin-drakitra Tsy mandeha raha toa ka misy kitendry voatsindry miaraka. Lisitra misy ny anaran'ny sehatr'asan'ny mpandrindra fikandrana voalohany. Efa hatramin'ny GNOME 2.12 no tsy nampisana io famaha io intsony. Ny isan'ireo sehatr'asa tokony hampisain'ny mpandrindra fikandrana. Efa hatramin'ny GNOME 2.12 no tsy nampisana io famaha io intsony. Ny mpandrindra fikandrana andramana voalohany. Efa hatramin'ny GNOME 2.12 no tsy nampiasana io famaha io intsony. Mpandrindra fikandrana azo ampiasaina raha tsy hita ny mpandrindra fikandran'ny mpampiasa. Efa hatramin'ny GNOME 2.12 no tsy nampisana io famaha io intsony. Ny rindranasa ampiasaina hizahana ireo rakitra mila singa fototra raha hizaha azy ireo. Hosoloina ny URIn'ilay rakitra ny mpizahaka %s; hosoloina ny IIDn'ilay singa fototra ny mpizahaka %c. Ny tondrikim-panatanterahana ampiasaina amin'ilay rindranasan'ny terminal lasitra. Ny rindranasan'ny terminal lasitra ampiasaina amina rindranasa mila terminal. Marina raha toa tokony halefa amin'ny alalan'ny terminal ny baiko ifehezana io karazan'URL io. Ny baiko omena hifehezana URL "h323", raha alefa. Marina raha toa ka tokony hifehy URL "h323" ny baiko voalaza ao amin'ny famaha "command". Marina raha toa tokony halefa amin'ny alalan'ny terminal ny baiko ifehezana io karazan'URL io. Ny baiko omena hifehezana URL "callto", raha alefa. Marina raha toa ka tokony hifehy URL "callto" ny baiko voalaza ao amin'ny famaha "command". Marina raha toa tokony halefa amin'ny alalan'ny terminal ny baiko ifehezana io karazan'URL io. Ny baiko omena hifehezana URL "mailto", raha alefa. Marina raha toa ka tokony hifehy URL "mailto" ny baiko voalaza ao amin'ny famaha "command". Marina raha toa tokony halefa amin'ny alalan'ny terminal ny baiko ifehezana io karazan'URL io. Ny baiko omena hifehezana URL "https", raha alefa. Marina raha toa ka tokony hifehy URL "https" ny baiko voalaza ao amin'ny famaha "command". Marina raha toa tokony halefa amin'ny alalan'ny terminal ny baiko ifehezana io karazan'URL io. Ny baiko omena hifehezana URL "http", raha alefa. Marina raha toa ka tokony hifehy URL "http" ny baiko voalaza ao amin'ny famaha "command". Marina raha toa tokony halefa amin'ny alalan'ny terminal ny baiko ifehezana io karazan'URL io. Ny baiko omena hifehezana URL "man", raha alefa. Marina raha toa ka tokony hifehy URL "man" ny baiko voalaza ao amin'ny famaha "command". Marina raha toa tokony halefa amin'ny alalan'ny terminal ny baiko ifehezana io karazan'URL io. Ny baiko omena hifehezana URL "info", raha alefa. Marina raha toa ka tokony hifehy URL "info" ny baiko voalaza ao amin'ny famaha "command". Marina raha toa tokony halefa amin'ny alalan'ny terminal ny baiko ifehezana io karazan'URL io. Ny baiko omena hifehezana URL "ghelp", raha alefa. Marina raha toa ka tokony hifehy URL "ghelp" ny baiko voalaza ao amin'ny famaha "command". Marina raha toa tokony halefa amin'ny alalan'ny terminal ny baiko ifehezana io karazan'URL io. Ny baiko omena hifehezana URL "trash", raha alefa. Marina raha toa ka tokony hifehy URL "trash" ny baiko voalaza ao amin'ny famaha "command". Marina raha toa tokony halefa amin'ny alalan'ny terminal ny baiko ifehezana io karazan'URL io. Ny baiko omena hifehezana URL "aim", raha alefa. Marina raha toa ka tokony hifehy URL "aim" ny baiko voalaza ao amin'ny famaha "command". Raha marina izay voalaza, dia afindrao anatin'ny workspace iasana ireo fikandrana rehefa averina halehibiazina. Raha tsy izany dia mifindrà mankany amin'ny workspace an'ilay fikandrana. Manapaka hoe rahoviana no avondrona ao anatin'ny lisitry ny fikandrana ny fikandran'ny rindran'asa iray. "never", "auto" and "always" no sanda azo ampiasaina. Raha marina izay voalaza, dia hampiseho ireo fikandrana avy amin'ny workspace rehetra ny lisitry ny fikandrana. Raha tsy izany dia avy amin'ny workspace iasana ihany no hanehoany azy ireo Ity famaha ity dia mamaritra ny isan'ny andalana (ho an'ny layout mandry) na fariana (ho an'ny layout mitsangana) hanehoan'ny mpampifandimby workspace ireo workspace misy. Tsy mitombina io famaha io raha tsy marina ny famaha display_all_workspaces. Raha marina izay voalaza, dia hasehon'ny mpampifandimby workspace ny workspace rehetra. Raha tsy izany dia ny workspace iasana ihany no asehony. Raha toa ka marina, dia haseho mihodina ny sary mihetsik'ilay trondro rehefa mitsangana tontonana. Ity famaha ity dia mamaritra ny isan'ny segaondra hanehoana ny frame tsirairay avy. Ity famaha ity dia mamaritra ny isan'ny frame haseho amin'ny sary mihetsik'ilay trondro. Ity famaha ity dia mamaritra ny baiko ezahina ho tanterahina rehefa voatsindry ilay trondro. Ity famaha ity dia mamaritra ny anaran-drakitry ny pixmap hampiasaina amin'ny sary mihetsika hita eo amin'ny applet an'ilay trondro izay mifandraika amin'ny laha-tahirin'ilay pixmap. Trondro tsy misy anarana izany trondro tsy dia manintona loatra. Omeo anarana ny trondronao mba hahavelombelona azy. Tsy nampiasaina tamin'ny GNOME 2.6 ity famaha ity fa nosoloana ny famaha 'format'. Notanana io drafitra io mba hisian'ny fifanarahana amin'ny ireo kinovan-drindran'asa efa nivoaka. Tsy nampiasaina tamin'ny GNOME 2.6 ity famaha ity fa nosoloana ny famaha 'format'. Notanana io drafitra io mba hisian'ny fifanarahana amin'ny ireo kinovan-drindran'asa efa nivoaka. Tsy nampiasaina tamin'ny GNOME 2.6 ity famaha ity fa nosoloana ny famaha 'format'. Notanana io drafitra io mba hisian'ny fifanarahana amin'ny ireo kinovan-drindran'asa efa nivoaka. Raha toa ka marina, dia asehoy anaty kalandrie ny isan'ny herinandro. Raha toa ka marina, dia asehoy anaty toro-hevitra miserana ny daty rehefa manondro ilay famantaranandro ny totozy. Raha toa ka marina, dia asehoy amin'ny famantaranandro ny daty, ankoatra ny ora. Raha toa ka marina, dia asehoy ny segaondra. Ny karazan'asa voafehin'ity tsindry ity. "lock", "logout", "run", "search" and "screenshot" no sanda azo ampiasaina. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy "action-applet" no mamaritra ny famaha object_type. Ny toerana misy ny rakitra .desktop izay manoritra ilay mpandefa. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy "launcher-object" no mamaritra ny famaha object_type. Ny sori-dàlana hananganana ny atin'ny karazan-tsafidy. Tsy mitombina io famaha io raha tsy marina ny famaha use_menu_path ary raha tsy "menu-object" no mamaritra ny famaha object_type. Raha marina izay voalaza, dia ny famaha menu_path no sori-dàlana ampiasaina hananganana ny ao anatin'ny karazan-tsafidy. Raha diso kosa izany, dia tsy ho raharahaina ilay famaha menu_path. Tsy mitombina io famaha io raha tsy "menu-object" no mamaritra ny famaha object_type. Ny toerana misy ny rakitry ny sary atao kisary ho an'ny tsindrin'ilay zavatra eo amin'ny tontonana. Tsy mitombina io famaha io raha tsy "drawer-object" na "menu-object" no mamaritra ny famaha object_type ary raha tsy marina ny famaha use_custom_icon. Raha marina izay voalaza, dia ilay famaha custom_icon no atao kisary ho an'ilay tsindry. Raha diso kosa anefa izany, dia tsy ho raharahaina io famaha custom_icon io. Tsy mitombina io famaha io raha tsy "menu-object" na "drawer-object" ihany no mamaritra ny famaha object_type. Ny andian-teny haseho anatin'ny toro-hevitra miserana mikasika ity vatasarihana ity na ity karazan-tsafidy ity. Tsy mitombina io famaha io raha tsy "drawer-object" na "menu-object" no mamaritra ny famaha object_type. Ny mpamantatra ny tontonana mipetaka amin'ity vatasarihana ity. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy "drawer-object" no mamaritra ny famaha object_type. Raha marina izay voalaza, dia tsy afaka mamindra ilay applet ny mpampiasa raha tsy mampiasa ny safidy "Unlock" hamahana azy aloha. Raha marina izay voalaza, dia ho raisina miohatra amin'ny sisiny havanan'ilay tontonana (na sisiny ambany raha toa ka mitsangana) ny toeran'ilay zavatra eo amin'ny tontonana. Ny toerana eo amin'ny tontonana asiana ity zavatra ity. Ny toerany dia voafaritry ny isan'ny pixel manomboka amin'ny sisiny havian'ny tontonana (na sisiny ambony raha toa mitsangana). Ny mpamantatra ny tontonana avo lenta izay misy io zavatra io. Ny hafaingan'ny fihetsik'ireo sary mihetsika eo amin'ny tontonana. "slow", "medium" and "fast" no sanda azo ampiasaina. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy marina ny famaha enable_animations. Maneho ny isan'ny pixel hita maso rehefa misitrika hoazy eny amin'ny sisin'ny efijery ny tontonana. Tsy mitombina io famaha io raha tsy marina ny famaha auto_hide. Mamaritra ny fe-potoana ara-milisegaondra ivoahan'ilay tontonana hoazy aorian'ny hikasihan'ny tondron'ny totozy ilay tontonana miafina. Tsy mitombina io famaha io raha tsy marina ny famaha auto_hide. Mamaritra ny fé-potoana ara-milisegaondra isitrihan'ilay tontonana hoazy aorian'ny ialan'ny tondron'ny totozy teo amin'ilay tontonana miseho. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy marina ny famaha auto_hide. Raha marina izay voalaza, dia hasiana tondro eo amin'ireo tsindry fanafenana. Tsy mitombina io famaha io raha tsy marina ny famaha enable_buttons. Raha marina izay voalaza, dia hasiana tsindry amin'ny sisin'ny tontonana roa izay azo ampiasaina hamindrana ilay tontonana eny amin'ny sisin'ny efijery. Noho izany, ireo tsindry ireo ihany no hita eo amin'ny efijery. Raha marina izay voalaza, dia hampanarahana fihetsika manokana ny fanafenana na ny fanehoana ity tontonana ity, fa tsy tonga dia mitranga maina be fotsiny. Raha marina izay voalaza, dia hisitrika hoazy any amin'ny sisin'ny efijery any ny tontonana rehefa tsy eo amboniny intsony ny tondron'ny totozy. Ny fanisahana ny tondron'ny totozy amin'iny sisiny iny dia hampivoaka ilay tontonana indray. Ny toerana misy ny tontonana manaraka ny axe Y. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy manaraka ny fomba tsy mivelatra. Tsy raharahaina ity famaha ity amin'ny fomba mivelatra ary apetraka amin'ny sisin'ny efijery voafaritry ny famahan'ny fitodika ilay tontonana. Ny toerana misy ny tontonana manaraka ny axe X. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy manaraka ny fomba tsy mivelatra. Tsy raharahaina ity famaha ity amin'ny fomba mivelatra ary apetraka amin'ny sisin'ny efijery voafaritry ny famahan'ny fitodika ilay tontonana. Ny haavon'ny tontonana (ny lavany raha toa ka mitsangana). Hamaritra habe ambany indrindra, izay mifototra amin'ny haben'ny endri-tsoratra sy karazan-javatra hafa, ny tontonana mandritra ny fandefasana azy. Ny habe ambony indrindra dia ferana ho am-pahefan'ny sakan'ny efijery (na lavany raha mitsivalana ilay tontonana). Ny fitodiky ny tontonana. "top", "bottom", "left", "right" no sanda azo ampiasaina. Ity famaha ity no mamaritra ny sisin'ny efijery hisian'ny tontonana amin'ny fomba mivelatra. Tsy dia misy fahasamihafana loatra ny sanda "top" sy "bottom" amin'ny fomba tsy mivelatra (samy milaza ireo roa ireo fa tontonana mitsivalana io), nefa mba milazalaza ny fomba fiasan'ny zavatry ny tontonana ihany izy ireo. Ohatra, ho an'ny tontonana manana sanda "top" dia miseho mankany ambany ny karazan-tsafidy rehefa tsindriana ny tsindry karazan-tsafidy raha toa ka mankany ambony izany ho an'ny tontonana manana sanda "bottom". Raha marina izay voalaza, dia hameno ny lavan'ny efijery (ny sakany raha toa ka mitsangana ilay tontonana). Raha io fomba io no arahina, dia amin'ny sisin'ny efijery ihany no azo ametrahana ilay tontonana. Raha diso kosa izany, dia hanana habe antonona applet, mpandefa, ary tsindry maromaro ny tontonana. Afaka manisy tontonana isaky ny monitor ianao raha miasa anatin'ny tontolo Xinerama. Ity famaha ity dia mamantatra ilay monitor ampiasaina isehoan'ilay tontonana. Afaka manisy tontonana isaky ny efijery iray ianao anatin'ny tontolo ampiasana efijery maromaro. Ity famaha ity dia mamantatra ny efijery ampiasaina isehoan'ilay tontonana. Ity dia anaran'olona azo vakiana tsara izay azonao ampiasaina amantarana tontonana iray. Io no atao anaran'ny fikandran'ny tontonana iray izay manampy anao tokoa rehefa mizaha tontonana maromaro misokatra ianao. Raha marina izay voalaza, dia ahodina ilay sary afara raha toa ka mitsangana ny tontonana. Raha marina izay voalaza, dia ampanarahina ny haben'ny tontonana ny haben'ilay sary. Tsy ho tanana ny aspect ratio-n'ilay sary. Raha marina izay voalaza, dia ampanarahina ny haavon'ny tontonana ny haben'ilay sary raha mitsangana ny tontonana (hotanana ny aspect ratio-n'ilay sary). Mamaritra ny rakitra atao sary afara. Raha toa ka ahitana channel alpha ilay sary dia hamboarina mifanaraka amin'ilay sary afara eo amin'ny desktop izany. Mamaritra ny hatevin'ny lamin'ny loko afara. Raha toa ka tsy tena tatera-pahazavana ilay loko (sanda latsaky ny 65535), dia hamboarina mifanaraka amin'ny sary afara eo amin'ny desktop ilay izy. Mamaritra ny loko afaran'ny tontonana manaraka ny lamina #RGB. Ny karazana afara ampiasaina amin'ity tontonana ity. Ireto ny sanda azo ampiasaina: "gtk" - ny afaran'ny GTK+ tsotra no ampiasaina, "color" - ny famahan'ny loko no atao lokon'ny afara, na "image" - ilay sary voafaritry ny famahan'ny sary no atao afara. Saina boleanina ilazana raha efa voadika any amin'ny toerany vaovao, anatin'ny /apps/panel, ny kirakiran'ny mpampiasa nisy teo aloha, izay hita tao anatin'ny /apps/panel/profiles/default. Lisitra misy ny ID'ny zavatra eo amin'ny tontonana. Ny ID iray dia mifanaraka amin'ny zavatra tokana (ohatra: mpandefa, tsindrin'ny asa na tsindry/tsipiky ny karazan-tsafidy). Ny fandrindrana ho any tsirairay amin'ireo zavatra ireo dia noraiketina tanatin'ny /apps/panel/objects/$(id). Lisitra ahitana ID-na applet'ny tontonana. Ny ID iray dia mifanaraka amin'ny applet'ny tontonana tokana. Ny fandrindrana ho an'ny tsirairay amin'ireny applet ireny dia notanana anatin'ny /apps/panel/applets/$(id). Lisitra ahitana ID-na tontonana. Ny ID iray dia mifanaraka amin'ny tontonana avo lenta tokana. Ny fandrindrana ho an'ny tsirairay amin'ireo tontonana ireo dia notanana anatin'ny /apps/panel/toplevels/$(id). Raha marina ny voalaza, dia asiana autocompletion anatin'ny takelaka kelin'ny "Run Application". Raha marina ny voalaza, dia halehibiazina ny lisitry ny "Known Applications" anatin'ny ny takelaka kelin'ny "Run Application" rehefa sokafana ilay takelaka kely. Mitombina io famaha raha toa ka marina ny famaha enable_program_list. Raha marina ny voalaza, dia hisy ao anatin'ny takelaka kelin'ny "Run Application" ny lisitry "Known Applications". Ny famaha show_program_list no mifehy ny fanalehibiazana na tsia ilay lisitra rehefa aseho ilay takelaka kely. Raha marina izay voalaza, dia hatsahatry ny tontonana ny fahazoan'ny mpampiasa mampiasa ny tsindry ahafahany manery rindran'asa iray hijanona. Raha marina izay voalaza, dia tsy havelan'ny tontonana hampiasa ny karazan-tsafidy ahafahany mivoaka intsony ny mpampiasa. Lisitry ny IID'ny applet izay tsy ho raharahain'ny tontonana. Io dia mamela anao hisakana ny applet sasany handeha na hiseho anatin'ny karazan-tsafidy. Ohatra, mba tsy hampandeha ny applet'ny mini-commander, dia ataovy ao anatin'io lisitra io ny 'OAFIID:GNOME_MiniCommanderApplet'. Tsy maintsy averina alefa ilay tontonana izay vao mihatra io baiko io. Raha marina izay voalaza, dia tsy hanaiky fanovana atao amin'ny kirakirany ny tontonana. Mety mila gejaina manokana kosa anefa ny applet tsirairay avy. Tsy maintsy averina alefa ilay tontonana izay vao mihatra izany. Raha marina izay voalaza, dia asongadina ny mpandefa iray rehefa mametraka ny totozy eo amboniny ny mpampiasa. Raha marina izay voalaza, dia hisy takelaka kely mangataka ny fanamafisan'ny mpampiasa ny fanapahan-keviny hanafoana ny tontonana. Raha marina izay voalaza, dia hihidy hoazy ny vatasarihana iray rehefa manindry mpandefa iray ao anatiny ny mpampiasa. Raha marina izay voalaza, dia hampiseho toro-hevitra miserana ireo zavatra eo amin'ny tontonana. Ny url safidy angalana saritanin-dradara. Raha marina, dia maka saritanin-dradar any amin'ny toerana voafaritry ny famaha "radara". Maka saritanin-dradar isaka ny fanavaozana. Ny venty ampiasaina amin'ny hafanana. Ny venty ampiasaina amin'ny hafainganan'ny rivotra. Ny venty ampiasaina amin'ny tsindry. Ny venty ampiasaina amin'ny fahitana. Venty mifototra amin'ny metatra ampiasaina fa tsy venty Anglisy. Ny elanelan'ny fanavaozana mandeha hoazy (segaondra). Mamaritra ny famaritan'ilay appletn'ny ny rehan-toetr'androny hoazy. Rohin'ny lahatahirin'ny gconf-editor