<local_schemashort_desc="Fomba fikirakirana ny proxy">
<longdesc>Safidio ny fomba hikirakirana ny proxy. Ireto ireo sanda raisina an-tànana: "none", "manual", "auto".</longdesc>
<longdesc>Ity famaha ity dia misy ireo mpampiantrano ifandraisana mivantana fa tsy amin'ny alalan'ny proxy (raha toa ka mandeha). Mety ho anaram-pampiantrano, domena (mampiasa marika manokana toy ny *.foo.com), adiresim-pampiantrano IP (IPv4 sy IPv6) ary adiresin-drezo misy sarona (zavatra tahaka ny 192.168.0.0/24) ilay sanda.</longdesc>
<local_schemashort_desc="Manamarina ny fifandraisana amin'ny mpizara proxy">
<longdesc>Raha toa ka marina, dia mila fanamarinana ny fifandraisana amin'ilay mpizara proxy. Ny "/system/http_proxy/authentication_user" sy ny "/system/http_proxy/authentication_password" no mamaritra ny amboara anaran'ny mpampiasa/teny fanalahidy.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="port">
<local_schemashort_desc="Iriky ny proxy HTTP">
<longdesc>Ny irik'ilay milina voafaritry ny "/system/http_proxy/host" hampiasaina amin'ny proxy.</longdesc>
<local_schemashort_desc="Misy faritra famahana azy ny tolotra">
</local_schema>
</entry>
<entryname="enable_animations">
<local_schemashort_desc="Mandefa ny sary mihetsika">
<longdesc>Raha tokony haseho ny sary mihetsika. Fanamarihana: mahaova zavatra maro toy ny fiasan'ny mpandrindra fikandrana, tontonana, sns io famaha io.</longdesc>
<longdesc>Anaran'ny endriky ny kitondro. Tsy miasa afa-tsy amin'ny Xserver mandray an-tànana Xcursor, toy ny XFree86 4.3 na mahery.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="cursor_font">
<local_schemashort_desc="Endri-tsoratry ny kitondro">
<longdesc>Ny anaran'ny endri-tsoratr'ilay kitondro. Raha foanana io, dia ny endri-tsoratra lasitra no ampiasaina. Ny fanombohan'ny mpizara X ihany no andefasana io sanda io; noho izany, tsy hiantraika amin'ilay session izy io raha tsy miditra amin'ny manaraka indray ianao.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="locate_pointer">
<local_schemashort_desc="Hizaha izay misy ny kitondro">
<longdesc>Ny dingana (pixel) tsy maintsy vitan'ny kitondro alohan'ny andefasana ny fanafainganana ny hetsiky ny totozy. -1 no sanda lasitry ny rafitra.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="motion_acceleration">
<local_schemashort_desc="Kitika tokana">
<longdesc>Mpampitombo ny hafaingananan'ny hetsiky ny totozy. -1 no sanda lasitry ny rafitra.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="single_click">
<local_schemashort_desc="Kitika tokana">
<longdesc>Kitika tokana no manokatra kisary</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="left_handed">
<local_schemashort_desc="Fitodiky ny tsindrin'ny totozy">
</local_schema>
</entry>
</dir>
</dir>
<dirname="lockdown">
<entryname="disable_print_setup">
<local_schemashort_desc="Aza alefa ny fikirakirana ny fanontana">
<longdesc>Manakana ny fanovana ireo kirakiran'ny fanontana. Izany, ohatra, dia hanafoana ny fahafahan'ny mpampiasa manokatra ny takila "Fikirakirana ny fanontana" amin'ny rindranasa rehetra.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="disable_printing">
<local_schemashort_desc="Aza alefa ny fanontana">
<longdesc>Manakana ny fanontana. Izany, ohatra, dia hanafoana ny fahafahan'ny mpampiasa manokatra ny takila "Atontay" amin'ny rindranasa rehetra.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="disable_save_to_disk">
<local_schemashort_desc="Aza alefa ny fahafahana mandraikitra rakitra amin'ny kapila">
<longdesc>Manakana ny fandraiketana rakitra amin'ny kapila. Izany, ohatra, dia hanafoana ny fahafahan'ny mpampiasa manokatra ny takila "Raiketo toy izao" amin'ny rindranasa rehetra.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="disable_command_line">
<local_schemashort_desc="Aza alefa ny lazam-baiko">
<longdesc>Manakana ny fampiasana ny terminal na fampidirana lazam-baiko hotanterahina. Izany, ohatra, dia hanafoana ny fahafahan'ny mpampiasa manokatra ny takila "Handefa rindranasa".</longdesc>
</local_schema>
</entry>
</dir>
<dirname="file-views">
<entryname="icon_theme">
<local_schemashort_desc="Endriky ny kisarin-drakitra">
<longdesc>Ny rindranasa ampiasaina hizahana ireo rakitra mila singa fototra raha hizaha azy ireo. Hosoloina ny URIn'ilay rakitra ny mpizahaka %s; hosoloina ny IIDn'ilay singa fototra ny mpizahaka %c.</longdesc>
<longdesc>Manapaka hoe rahoviana no avondrona ao anatin'ny lisitry ny fikandrana ny fikandran'ny rindran'asa iray. "never", "auto" and "always" no sanda azo ampiasaina.</longdesc>
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia hampiseho ireo fikandrana avy amin'ny workspace rehetra ny lisitry ny fikandrana. Raha tsy izany dia avy amin'ny workspace iasana ihany no hanehoany azy ireo</longdesc>
<longdesc>Ity famaha ity dia mamaritra ny isan'ny andalana (ho an'ny layout mandry) na fariana (ho an'ny layout mitsangana) hanehoan'ny mpampifandimby workspace ireo workspace misy. Tsy mitombina io famaha io raha tsy marina ny famaha display_all_workspaces.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="display_all_workspaces">
<local_schemashort_desc="Asehoy ny workspace rehetra">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia hasehon'ny mpampifandimby workspace ny workspace rehetra. Raha tsy izany dia ny workspace iasana ihany no asehony.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="display_workspace_names">
<local_schemashort_desc="Asehoy ny anaran'ny workspace">
<longdesc>Ity famaha ity dia mamaritra ny baiko ezahina ho tanterahina rehefa voatsindry ilay trondro.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="image">
<local_schemashort_desc="Ny pixmap'ny sary mihetsik'ilay trondro">
<longdesc>Ity famaha ity dia mamaritra ny anaran-drakitry ny pixmap hampiasaina amin'ny sary mihetsika hita eo amin'ny applet an'ilay trondro izay mifandraika amin'ny laha-tahirin'ilay pixmap.</longdesc>
<longdesc>Ny karazan'asa voafehin'ity tsindry ity. "lock", "logout", "run", "search" and "screenshot" no sanda azo ampiasaina. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy "action-applet" no mamaritra ny famaha object_type.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="launcher_location">
<local_schemashort_desc="Toerana misy ny mpandefa">
<longdesc>Ny toerana misy ny rakitra .desktop izay manoritra ilay mpandefa. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy "launcher-object" no mamaritra ny famaha object_type.</longdesc>
<longdesc>Ny sori-dÃlana hananganana ny atin'ny karazan-tsafidy. Tsy mitombina io famaha io raha tsy marina ny famaha use_menu_path ary raha tsy "menu-object" no mamaritra ny famaha object_type.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="use_menu_path">
<local_schemashort_desc="Mampiasà sori-dÃlana nosafidiana ho an'ny mpiatin'ny karazan-tsafidy">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia ny famaha menu_path no sori-dÃlana ampiasaina hananganana ny ao anatin'ny karazan-tsafidy. Raha diso kosa izany, dia tsy ho raharahaina ilay famaha menu_path. Tsy mitombina io famaha io raha tsy "menu-object" no mamaritra ny famaha object_type.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="custom_icon">
<local_schemashort_desc="Kisary ho an'ny tsindrin'ireo zavatra eo amin'ny tontonana">
<longdesc>Ny toerana misy ny rakitry ny sary atao kisary ho an'ny tsindrin'ilay zavatra eo amin'ny tontonana. Tsy mitombina io famaha io raha tsy "drawer-object" na "menu-object" no mamaritra ny famaha object_type ary raha tsy marina ny famaha use_custom_icon.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="use_custom_icon">
<local_schemashort_desc="Mampiasà kisary nosafidiana ho solon'ny tsindrin'ilay zavatra">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia ilay famaha custom_icon no atao kisary ho an'ilay tsindry. Raha diso kosa anefa izany, dia tsy ho raharahaina io famaha custom_icon io. Tsy mitombina io famaha io raha tsy "menu-object" na "drawer-object" ihany no mamaritra ny famaha object_type.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="tooltip">
<local_schemashort_desc="Toro-hevitra miserana aseho mikasika ny vatasarihana na ny karazan-tsafidy">
<longdesc>Ny andian-teny haseho anatin'ny toro-hevitra miserana mikasika ity vatasarihana ity na ity karazan-tsafidy ity. Tsy mitombina io famaha io raha tsy "drawer-object" na "menu-object" no mamaritra ny famaha object_type.</longdesc>
<local_schemashort_desc="Gejao eo amin'ny tontonana ilay zavatra">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia tsy afaka mamindra ilay applet ny mpampiasa raha tsy mampiasa ny safidy "Unlock" hamahana azy aloha.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="panel_right_stick">
<local_schemashort_desc="Raiso miohatra ny sisiny ambany/havanana ny toerany">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia ho raisina miohatra amin'ny sisiny havanan'ilay tontonana (na sisiny ambany raha toa ka mitsangana) ny toeran'ilay zavatra eo amin'ny tontonana.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="position">
<local_schemashort_desc="Toeran'ilay zavatra eo amin'ny tontonana">
<longdesc>Ny toerana eo amin'ny tontonana asiana ity zavatra ity. Ny toerany dia voafaritry ny isan'ny pixel manomboka amin'ny sisiny havian'ny tontonana (na sisiny ambony raha toa mitsangana).</longdesc>
<local_schemashort_desc="Karazan'ny zavatra eo amin'ny tontonana">
</local_schema>
</entry>
</dir>
<dirname="toplevels">
<entryname="animation_speed">
<local_schemashort_desc="Hafainganan'ny sary mihetsika">
<longdesc>Ny hafaingan'ny fihetsik'ireo sary mihetsika eo amin'ny tontonana. "slow", "medium" and "fast" no sanda azo ampiasaina. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy marina ny famaha enable_animations.</longdesc>
<local_schemashort_desc="Ampiasao ny sary mihetsika">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia hampanarahana fihetsika manokana ny fanafenana na ny fanehoana ity tontonana ity, fa tsy tonga dia mitranga maina be fotsiny. </longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="auto_hide">
<local_schemashort_desc="Ataovy miafina hoazy any amin'ny sisin'ny efijery any ny tontonana">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia hisitrika hoazy any amin'ny sisin'ny efijery any ny tontonana rehefa tsy eo amboniny intsony ny tondron'ny totozy. Ny fanisahana ny tondron'ny totozy amin'iny sisiny iny dia hampivoaka ilay tontonana indray.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="y_centered">
<local_schemashort_desc="Ampahazoy ny axe Y ny tontonana">
</local_schema>
</entry>
<entryname="x_centered">
<local_schemashort_desc="Ampahazoy afaovoa manaraka ny axe X ny tontonana">
</local_schema>
</entry>
<entryname="y">
<local_schemashort_desc="Ny marika Y an'ilay tontonana">
<longdesc>Ny toerana misy ny tontonana manaraka ny axe Y. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy manaraka ny fomba tsy mivelatra. Tsy raharahaina ity famaha ity amin'ny fomba mivelatra ary apetraka amin'ny sisin'ny efijery voafaritry ny famahan'ny fitodika ilay tontonana.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="x">
<local_schemashort_desc="Ny marika X an'ilay tontonana">
<longdesc>Ny toerana misy ny tontonana manaraka ny axe X. Tsy mitombina ity famaha ity raha tsy manaraka ny fomba tsy mivelatra. Tsy raharahaina ity famaha ity amin'ny fomba mivelatra ary apetraka amin'ny sisin'ny efijery voafaritry ny famahan'ny fitodika ilay tontonana.</longdesc>
<longdesc>Ny haavon'ny tontonana (ny lavany raha toa ka mitsangana). Hamaritra habe ambany indrindra, izay mifototra amin'ny haben'ny endri-tsoratra sy karazan-javatra hafa, ny tontonana mandritra ny fandefasana azy. Ny habe ambony indrindra dia ferana ho am-pahefan'ny sakan'ny efijery (na lavany raha mitsivalana ilay tontonana).</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="orientation">
<local_schemashort_desc="Fitodiky ny tontonana">
<longdesc>Ny fitodiky ny tontonana. "top", "bottom", "left", "right" no sanda azo ampiasaina. Ity famaha ity no mamaritra ny sisin'ny efijery hisian'ny tontonana amin'ny fomba mivelatra. Tsy dia misy fahasamihafana loatra ny sanda "top" sy "bottom" amin'ny fomba tsy mivelatra (samy milaza ireo roa ireo fa tontonana mitsivalana io), nefa mba milazalaza ny fomba fiasan'ny zavatry ny tontonana ihany izy ireo. Ohatra, ho an'ny tontonana manana sanda "top" dia miseho mankany ambany ny karazan-tsafidy rehefa tsindriana ny tsindry karazan-tsafidy raha toa ka mankany ambony izany ho an'ny tontonana manana sanda "bottom".</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="expand">
<local_schemashort_desc="Velaro hameno ny efijery iray manontolo">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia hameno ny lavan'ny efijery (ny sakany raha toa ka mitsangana ilay tontonana). Raha io fomba io no arahina, dia amin'ny sisin'ny efijery ihany no azo ametrahana ilay tontonana. Raha diso kosa izany, dia hanana habe antonona applet, mpandefa, ary tsindry maromaro ny tontonana.</longdesc>
<local_schemashort_desc="Ahodino ny sary rehefa mitsangana ny tontonana">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia ahodina ilay sary afara raha toa ka mitsangana ny tontonana.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="stretch">
<local_schemashort_desc="Itaro hatreny amin'ny tontonana ny sary">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia ampanarahina ny haben'ny tontonana ny haben'ilay sary. Tsy ho tanana ny aspect ratio-n'ilay sary.</longdesc>
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia ampanarahina ny haavon'ny tontonana ny haben'ilay sary raha mitsangana ny tontonana (hotanana ny aspect ratio-n'ilay sary).</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="image">
<local_schemashort_desc="Sary afara">
<longdesc>Mamaritra ny rakitra atao sary afara. Raha toa ka ahitana channel alpha ilay sary dia hamboarina mifanaraka amin'ilay sary afara eo amin'ny desktop izany.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="opacity">
<local_schemashort_desc="Hatevin'ny loko afara">
<longdesc>Mamaritra ny hatevin'ny lamin'ny loko afara. Raha toa ka tsy tena tatera-pahazavana ilay loko (sanda latsaky ny 65535), dia hamboarina mifanaraka amin'ny sary afara eo amin'ny desktop ilay izy.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="color">
<local_schemashort_desc="Lokon'ny sary afara">
<longdesc>Mamaritra ny loko afaran'ny tontonana manaraka ny lamina #RGB.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="type">
<local_schemashort_desc="Karazan-tsary afara">
<longdesc>Ny karazana afara ampiasaina amin'ity tontonana ity. Ireto ny sanda azo ampiasaina: "gtk" - ny afaran'ny GTK+ tsotra no ampiasaina, "color" - ny famahan'ny loko no atao lokon'ny afara, na "image" - ilay sary voafaritry ny famahan'ny sary no atao afara.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
</dir>
</dir>
<dirname="general">
<entryname="profiles_migrated">
<local_schemashort_desc="Voafindra ny kirakiran'ny profil taloha">
<longdesc>Saina boleanina ilazana raha efa voadika any amin'ny toerany vaovao, anatin'ny /apps/panel, ny kirakiran'ny mpampiasa nisy teo aloha, izay hita tao anatin'ny /apps/panel/profiles/default.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="object_id_list">
<local_schemashort_desc="Lisitry ny ID'ny zavatra eo amin'ny tontonana">
<longdesc>Lisitra misy ny ID'ny zavatra eo amin'ny tontonana. Ny ID iray dia mifanaraka amin'ny zavatra tokana (ohatra: mpandefa, tsindrin'ny asa na tsindry/tsipiky ny karazan-tsafidy). Ny fandrindrana ho any tsirairay amin'ireo zavatra ireo dia noraiketina tanatin'ny /apps/panel/objects/$(id).</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="applet_id_list">
<local_schemashort_desc="Lisitry ny ID'ny applet'ny tontonana">
<longdesc>Lisitra ahitana ID-na applet'ny tontonana. Ny ID iray dia mifanaraka amin'ny applet'ny tontonana tokana. Ny fandrindrana ho an'ny tsirairay amin'ireny applet ireny dia notanana anatin'ny /apps/panel/applets/$(id).</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="toplevel_id_list">
<local_schemashort_desc="Lisitry ny IDn'ny tontonana">
<longdesc>Lisitra ahitana ID-na tontonana. Ny ID iray dia mifanaraka amin'ny tontonana avo lenta tokana. Ny fandrindrana ho an'ny tsirairay amin'ireo tontonana ireo dia notanana anatin'ny /apps/panel/toplevels/$(id).</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="enable_autocompletion">
<local_schemashort_desc="Ampandehano ao anatin'ny takelaka kelin'ny "Run Application" ny autocompletion">
<longdesc>Raha marina ny voalaza, dia asiana autocompletion anatin'ny takelaka kelin'ny "Run Application".</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="show_program_list">
<local_schemashort_desc="Velaro anatin'ny takelaka kelin'ny "Run Application" ny lisitry ny rindran'asa">
<longdesc>Raha marina ny voalaza, dia halehibiazina ny lisitry ny "Known Applications" anatin'ny ny takelaka kelin'ny "Run Application" rehefa sokafana ilay takelaka kely. Mitombina io famaha raha toa ka marina ny famaha enable_program_list.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="enable_program_list">
<local_schemashort_desc="Ampiasao anatin'ny takelaka kelin'ny "Run Application" ny lisitry ny rindran'asa">
<longdesc>Raha marina ny voalaza, dia hisy ao anatin'ny takelaka kelin'ny "Run Application" ny lisitry "Known Applications". Ny famaha show_program_list no mifehy ny fanalehibiazana na tsia ilay lisitra rehefa aseho ilay takelaka kely.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
</dir>
<dirname="global">
<entryname="disable_force_quit">
<local_schemashort_desc="Atsaharo ny fanerena hijanona">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia hatsahatry ny tontonana ny fahazoan'ny mpampiasa mampiasa ny tsindry ahafahany manery rindran'asa iray hijanona.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="disable_log_out">
<local_schemashort_desc="Atsaharo ny fivoahana">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia tsy havelan'ny tontonana hampiasa ny karazan-tsafidy ahafahany mivoaka intsony ny mpampiasa.</longdesc>
<longdesc>Lisitry ny IID'ny applet izay tsy ho raharahain'ny tontonana. Io dia mamela anao hisakana ny applet sasany handeha na hiseho anatin'ny karazan-tsafidy. Ohatra, mba tsy hampandeha ny applet'ny mini-commander, dia ataovy ao anatin'io lisitra io ny 'OAFIID:GNOME_MiniCommanderApplet'. Tsy maintsy averina alefa ilay tontonana izay vao mihatra io baiko io.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="locked_down">
<local_schemashort_desc="Fangejana tanteraka ny tontonana ">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia tsy hanaiky fanovana atao amin'ny kirakirany ny tontonana. Mety mila gejaina manokana kosa anefa ny applet tsirairay avy. Tsy maintsy averina alefa ilay tontonana izay vao mihatra izany.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="highlight_launchers_on_mouseover">
<local_schemashort_desc="Asongadino ireo mpandefa rehefa eo amboniny ny totozy">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia asongadina ny mpandefa iray rehefa mametraka ny totozy eo amboniny ny mpampiasa.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="confirm_panel_remove">
<local_schemashort_desc="Amafiso ny fanafoanana ny tontonana">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia hisy takelaka kely mangataka ny fanamafisan'ny mpampiasa ny fanapahan-keviny hanafoana ny tontonana.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="drawer_autoclose">
<local_schemashort_desc="Ataovy mihidy hoazy ny vatasarihana">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia hihidy hoazy ny vatasarihana iray rehefa manindry mpandefa iray ao anatiny ny mpampiasa.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
<entryname="window_screenshot_key">
<local_schemashort_desc="Tsy nekena">
</local_schema>
</entry>
<entryname="screenshot_key">
<local_schemashort_desc="Tsy nekena">
</local_schema>
</entry>
<entryname="run_key">
<local_schemashort_desc="Tsy nekena">
</local_schema>
</entry>
<entryname="menu_key">
<local_schemashort_desc="Tsy nekena">
</local_schema>
</entry>
<entryname="enable_key_bindings">
<local_schemashort_desc="Tsy nekena">
</local_schema>
</entry>
<entryname="panel_hide_delay">
<local_schemashort_desc="Tsy nekena">
</local_schema>
</entry>
<entryname="panel_animation_speed">
<local_schemashort_desc="Tsy nekena">
</local_schema>
</entry>
<entryname="panel_show_delay">
<local_schemashort_desc="Tsy nekena">
</local_schema>
</entry>
<entryname="panel_minimized_size">
<local_schemashort_desc="Tsy nekena">
</local_schema>
</entry>
<entryname="enable_animations">
<local_schemashort_desc="Ampiasao ny sary mihetsika">
</local_schema>
</entry>
<entryname="keep_menus_in_memory">
<local_schemashort_desc="Tsy nekena">
</local_schema>
</entry>
<entryname="tooltips_enabled">
<local_schemashort_desc="Ampiasao ny toro-hevitra miserana">
<longdesc>Raha marina izay voalaza, dia hampiseho toro-hevitra miserana ireo zavatra eo amin'ny tontonana.</longdesc>
</local_schema>
</entry>
</dir>
</dir>
<dirname="gweather">
<dirname="prefs">
<entryname="radar">
<local_schemashort_desc="Url ho an'ny saritanin-dradara">